Sosialy

Tontolon’ny fifandraisan-davitra Hidirana lalina kokoa ny 5G


  • Talata 08 Oktobra 2019

Taorian’ny fifanaraham-piaraha-miasa notontosan’ireo orinasam-pifandraisana miisa 2 dia ny Telma avy eto Madagasikara sy ny Ericsson natao tatsy Le Caire,

 

 Maraoka, ny 12 jolay lasa teo dia manomboka miditra tsikelikely amin’ny fampidirana ny atao hoe hafainganam-pandeha 5G indray ankehitriny i Madagasikara, raha ny fampitam-baovao voaray momba ny resaka fikirakirana aterineto no asian-teny. Tanjona, raha ny fanazavana, dia ireo toerana tena heverina fa saro-takarina mihitsy no hezahana ho todin’izay « connection haut débit » manomboka hiditra tao aorian’ny 4,5G izay. Hampiakarina indrindra ihany koa ny fahazoana izany amin’ireo finday amin’ny alalan’ireo toerana miisa 2000 manerana ny nosy hiasan’ireto tambajotra ireto. Maharitra efa-taona moa ny fifanarahana manomboka amin’ity taona ity ka hatramin’ny 2023.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT