Sosialy

Fivarotam-boninkazo eny Anosy Mihazakazaka ny fametrahana tsena andro alina


  • Alakamisy 10 Oktobra 2019

Manao tohivakana tato ho ato ny fananganana tsena eny amin’ny toerana fijananon’ny fiarakodia eny amin’ny voninkazo Anosy.

 

 

Tsena azo bataina izy ireo ary  amin’ny alina no misy mibata. Efatra na fito andro aorian’ny hametrahana azy vao mody mipoitra ilay tena tompony, hoy Randrianasolo Hugues ao amin’ny tarika spesialista, anisan’ireo efa nanajary iny toerana iny nanomboka tamin’ny taona 1998 sady angady nananana ny kioska mobila. Io toerana fijanonan’ny fiara io no hany toerana fanaingoan’ireo mpivarotra voninkazo fiara rehefa misy mariazy karakarainy na koa hivarotany voninkazo rehefa fetin’ny maty. Raha araka ny fahitany azy hatrany dia olona manararaotra ireo Ben’ny tanàna efa madiva hiala amin’ny asa hiandraiketany no manao io fanararaotana io. Miantso ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny Boriborintany fahefatra ity mpihira iray ity mba hijery ny zava-misy eny  Anosy, voninkazo.

 

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT