Sosialy

Alain Ratsimbazafy « Adino ny sosialim-bahoaka ! »


  • Zoma 18 Oktobra 2019

Ny fivoriana ara-potoana faharoa eny anivon’ny antenimieram-pirenena hatrehina ankehitriny,

 hoy ny depiote Alain Ratsimbazafy dia ny fandinihana ny tetibolam-panjakana ho an’ny taona 2020. Io no mila resahana sy halalinina. Hifanaraka amin’ny toky nomen’ny filoham-pirenena ve ary hifanaraka amin’ny filam-bahoaka ? Tsapanay ankehitriny, hoy izy, fa anisan’ny adino mihitsy ny sosialim-bahoaka. Ilaina, noho izany, ny fampifanarahana ny tetibola amin’io ary koa mikasika ny ara-pahasalamana satria mipaka mivantana amin’ny fiainana andavanandron’ny mponina ireny ka mila jerena akaiky, hoy hatrany ity solombavambahoakan’I Madagasikara ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT