Sosialy

Sekoly ambony CNTEMAD Hanomboka ny 18 novambra ny fanadinana


  • Alatsinainy 04 Novambra 2019

Taorian’ny fanafoanana ny fanadinam-panjakana Cntemad izay nifanindry tamin’ny fanadinam-panjakana Bakalôrea fiodinana faharoa manokana farany teo dia fantatra fa hotanterahina tsy ho ela izany taorian’ny fandaminana

 

 

 ireo efitranom-panadinana notanterahin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny eo anivon’ny sekoly.Hotanterahina manomboka ny 18 novambra ho avy izao izany  haharitra efatra andro. Fanadinana  famaranana amin’ity taom-pianarana ity ho an'ireo mpianatry ny Cntemad manerana ny Nosy no hotontosaina amin’ireo andro ireo, raha araka ny fanadihadiana natao.  Ho tonga tsy ho ela eny an-tanànan’ireo mpiadina araka izany ny taratasim-piantsoana  hahafahan’ny rehetra miomana.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT