Sosialy

Fanamboarana ny EPP ao Vohemar Ny 60%n’ny asa no efa vita


  • Alatsinainy 30 Desambra 2019

Ny 60 % ny asa no efa vita amin’ny fanamboarana ny EPP manarapenitra any amin’ny disitrikan’i Vohemar, faritra Sava, raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana.

Hitondra fiatsaran’ny tontolon’ny fanabeazana izao  ezaka izao, hoy ny depiote voafidy tany an-toerana, Edizard. Tany amin’ny repoblika voalohany no nisy fametrahana fotodrafitrasa tahaka izao . Sahirana ny mpianatra  nohon’ny tsy fahampian’ny efitrano fianarana ka anton’ity vahaolana ity. Ho an’ny faritra Sava manokana dia I Vohemar aloha no nametrahana io fotodrafitrasa io fa mbola hahazo ny anjarany ihany koa ny ao Sambava, hoy ny minisitra, Volahaingo Marie Thérèse. Ankotran’io sekoly manarapenitra io dia hisy ihany koa ny Fanomezana kit scolaire ho an’ireo mpianatra. Efa saika nahazo  izany  avokoa ny mpianatra  any amin’iny faritra iny nandritry ny fitsidiahan’ity minisitry ny fanabeazam-pirenena ity tany an-toerana ny herinandro lasa teo.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT