Sosialy

Dinam-pokonolona « Hampanarahina ny lalàna »


  • Alatsinainy 30 Desambra 2019

Anisan’ny lalàna mbola mamefy ny fiarahamonina malagasy ireny antsoina hoe « dinam-pokonolona » ireny na dinam-paritra.

 

 

Anisan’ny fitsipika napetraka teo anivon’ny fiarahamonina nentina nampanjakana ny fandriampahalemana sy filaminana ny tanàna izay tafiditra ao anaty kolontsaina Malagasy. Anisan’ny nahitana olana matetika ny fampiharana azy ireny ka nahatonga ny CFM nijery ny zava-misy tany amin’ny faritra hahafahana mandray lesona sy maka fepetra tokony ho izy. Araka ny nambaran’ny filohan’ny CFM, Maka Alphonse, dia hampanarahana ny lalàna ireo dinam-paritra mba ho dina miteraka filaminana. Misy dina mihoa-pefy tsy manaja zon’olombelona, hoy hatrany izy. Efa misy ny fiaraha-miasa eo anivon’ny CFM sy ny minisiteran’ny serasera mahakasika ny fanatanterahana izany.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT