• Alatsinainy 13 Janoary 2020
Sosialy.Fananan-tany Taratasy takiana sy vola no fototry ny olana

Ny tany ifandovana dia misy fa ny fanoratana azy no sarotra. Izay no azo hamaritana ny olan’ny fananan-tany amin’ny ankapobeny eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2020
Sosialy.Kaominin’i Ranomafana Risitorna ao Ambatovy no ivelomany

Nangetaheta fampandrosoana efa hatramin’ny 4 taona lasa nitondrako voalohany azy ny kaominina ambanivohitr’i

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2020
Sosialy.Herinaratra avy amin’ny tara-masoandro Hanomboka afaka enim-bolana ny asa

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny orinasa JIRAMA sy ny kaompania SATAREM avy any Soisa,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2020
Sosialy.CALL CENTER Mikarama 500.000 Ar isam-bolana ny tanora iray

Asa tena miroborobo ary mamelona tanora maro eto amintsika ny “Call Center” ankehitriny. Manoro hevitra ireo mpanjifa teratany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2020
Sosialy.Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena Namaly ilay resaka 65.000 Ar ny minisitra

Taorian’ny fitokonana lavareny nataon’ny mpampianatra dia nivoaka tamin’ny fahanginany omaly Rtoa Volahaingo Marie Thérèse,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2020
Sosialy.Olan’ny Panier Garni Ampahafantaro mazava ny vokatry ny fanadihadiana, hoy ny PASEM

Ny PASEM na ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara izay ivondronan’ny fikambanana sy

Hamaky ny tohiny
FTT