- Talata 14 Janoary 2020
Sosialy.Olan’ny mpampianatra Sekoly maro hikatona mandritra ny herinandro
Mbola miantona tanteraka ny fampianarana eny anivon’ireo lisea maro eto an-drenivohitra sy ny manodidina ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMbola miantona tanteraka ny fampianarana eny anivon’ireo lisea maro eto an-drenivohitra sy ny manodidina ankehitriny.
Hamaky ny tohinyNidina ifotony teny amin’ireo faritra misy mpivarotra amoron-dalana toy ny etsy Tsaralalana sy ny manodidina ireo polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany voalohany etsy Analakely omaly.
Hamaky ny tohinyFotoana fampiakaran’ny tompon-trano ny hofany ny taona vaovao tahaka izao.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana mikasika ny mety ho famaritan’ny mponina sasany eto an-drenivohitra ny tobim-piantsonana ho azy manokana ( parking privé) ny teo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyAndro alahady ilay 19 janoary, hanombohana ofisialy ny taom-pambolen-kazo hatao eny Tampoketsa.
Hamaky ny tohinyNamita iraka nijery ifotony ny lalana nolazaina fa efa vita tany amin’ny RN5 sy RN44 ny RMDM,
Hamaky ny tohiny