Sosialy

Ben’ny tanànan’Ankadimanga “Afindrao any an-toeran-kafa ny Tanamasoandro”


  • Talata 28 Janoary 2020

Tena tsy hankasitrahan’ny vahoakan’Ankadimanga ilay tetikasa tanamasoandro kasain’ny fitondram-panjakana hanotofana tany

 

 

 

an’aliny ha eny Ambohitrimanjaka sy ny manodidina hoy ny Ben’ny tanàna Razafinanja Befandro, omaly. Tena tsara ilay tetikasa, hoy izy saingy tsy tokony ho eny amin’iny faritra iny no hanatanterahana izany satria  manimba ny foto-piveloman’ny mponina. Notsiahivin’ity Ben’ny tanàna vaovaon’Ankadimanga ity mantsy fa tena  tany mamoka-bary  Ambohitrimanjaka sy Ankadimanga ka tsy tokony hotsinontsinoavina. Nomarihiny manokana fa taorian’ny nandraisany ny fahefana amin’ny maha Ben’ny tanàna azy dia tsy mbola nisy loatra ny resaka nifanaovany tamin’ny mpitondra mikasika ity tetikasa tanamasoandro ity. Mitohy isan-kerinandro ny tolona hataon’ny mponina tompon’ny tany eny amin’ny sampanana Ambohitrimanjaka, hoy izy

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT