• Alakamisy 09 Janoary 2020
Sosialy.Orinasa afaka haba Ifanotofana ny fitadiavana asa

Filaharana lava be no tsikaritra manoloana ireny orinasa afaka haba ireny amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2020
Sosialy.Fokontanin’Ankorondrano Atsinanana Fianakaviana 50 tafo dibo-drano tanteraka

Velon-taraina ireo mponina eny amin’ny fokontany Ankorondrano Atsinanana amin’izao fotoana izao noho ny rano tafiditra ao an-trano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2020
Sosialy.Ora-nikija teto Antananarivo Olona 4 maty, 371 traboina

Dibo-drano tanteraka Antananarivo noho ny oram-be nikija omaly tolakandro. Saika difotra ny ankamaroan’ireo toerana iva, toa an’i Besarety, Andravoahangy, Isotry, Anosy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2020
Sosialy.Olan’ilay “Panier Garni” Nitokona ny mpampianatra, nalefa nody ny mpianatra

Nalefa nody avokoa ireo mpianatra mandranto fianarana eny anivon’ny liseam-panjakana teto an-drenivohitra, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2020
Sosialy.Vono olona mahatsiravina Nokapohina ny lohany, noratraina ny fivaviany

Nahitana fatim-behivavy iray tao ambadiky ny toerana filalaovam-baolina manamorona ny ranomasina ao Analalava ny alin’ny alatsinainy 6 janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2020
Sosialy.Tetikasa Tanamasoandro Fianakaviana 146 no efa nanaiky hivarotra ny taniny

Fianakaviana miisa 146 hatreto no fantatra fa efa nanaiky ny hivarotra ny taniny amin’ny Fitondram-panjakana mikasika ny fanatanterahana ilay tetikasa Tanamasoandro izay hatomboka etsy Ambohitrimanjaka.

Hamaky ny tohiny
FTT