Sosialy

Sosialim-bahoaka Tsy voafehy ny vidim-piainana


  • Talata 28 Janoary 2020

Efa nambara ombieny ombieny fa ny fomba fiasa nandritra ny herintaona dia nihazakazaka ny fananganana fotodrafitrasa tetsy sy teroa.

 

Nahavelom-bolo tanteraka saingy ny indro kely dia lasa ankilabao ny resaka sosialy. Mizaka ny tsy eran’ny ainy ny Malagasy manoloana ny trangana vidim-piainana misy. Efa mananika ny 2 100 ny kilaom-bary eto an-tanàn-dehibe. Torak’izany koa ny vidin’ny siramamy sy ny menaka dia saika miaka-bidy isan’andro. Toa tsy voafehy ny resaka sosialy izay andrasana amin’ny fitondram-panjakana. Andrasana ihany koa ny fandraisana fanapahan-kevitra manoloana ity vidim-piainana ity eto Madagasikara.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT