Sosialy

Rabetsara Lita “Ajanony aloha ny fanoloana mpikambana ao amin’ny governemanta”


  • Talata 28 Janoary 2020

Miondrika manoloana ireo namoy ny ainy ary mankahery ny fianakaviana sy ny niharam-boina noho ny toetr’andro ratsy Rabetsara Lita, filohan’ny fikambanana miaro ny zon’ny mpanjifa. T

andindonin-doza ny firenena ka sao mila atsahatra aloha ny fanovana mpikambana ao aniovon’ny governemanta. Ny fanjakana amin’izao dia mivory mitady vola etsy sy eroa nefa raha miroso amin’ny “remaniement” dia lasa mitombo indray ny fandaniana. Marihina fa rehefa nisaorana ny minisitra iray, hoy izy, dia tsy maintsy mandoa karama sy tombontsoa telo volana ny fitondrana. Rehefa misy minisitra miditra ihany koa, dia misitraka izay. Handoa vola in-droa ve isika nefa amin’izao mila vola hanampiana ireo traboina ? Sao tokony hiandry aloha vao miroso amin’izany, hoy hatrany ny fanazavana.

 

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT