Sosialy

Depioté Rodin Rakotomanjato Nanolotra dabilio tao Ambohimandry


  • Alakamisy 30 Janoary 2020

Tonga nanotrona ny fametrahana samboady ny Ben’ny tanana voafidy tao amin’ny Kaominina Ambohimandry Atoa Rakotoarisoa Réné Fidèle,

izay ao anatin’ny distrika iadidiany ny depioten’i Madagasikara voafidy tao Arivonimano Rodin Rakotomanjato. Lany tamin’ny anaran’ny antoko Tiako i Madagasikara tamin’ny isan-jato ambony ity ben’ny tanàna ity. Indroa misesy amin’izao Rakotoarisoa Réné Fidèle no lany Ben’ny Tanana. Ny Sabotsy 25 janoary 2020 ihany koa no nanoloran’ny depioté Rodin Rakotomanjato ny dabilio ho an’ny fokontany miisa telo ao amin’ny Kaominina Ambohimandry. Marihina fa dia nitaraina tamin’ny depiote ireo fokonolona fa dia mipetraka amin’ny tany ireo mpianatra koa dia izao novalian’ny solombavambahoaka izao ny hetahetany. Na tsy asan’ny depiote aza izany, dia niditra an-tsehatra nitondra ny anjara birikiny ity olom-boafidy ity satria mijaly loatra ireo mpianatra.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT