Sosialy

IDEAL, 17 taona Toy ny zaza 8 taona ny vatany, te-ho mpilalao sarimihetsika


  • Talata 18 Febroary 2020

Tovolahy efa 17 taona i Ideal, taona faha-11 ao amin’ny lisea Jean Ralaimongo ao Ankofafa Fianarantsoa.

  

Tsy mbola vaky feo anefa  izy ary  mijanona ho kely toy ny an’ny zaza vao 8 taona ihany koa ny vatany. Mahay izy ary vory tsara ihany koa. Faniriany ny ho lasa mpilalao horonan-tsarimihetsika malaza, mitana ny andraikitry ny ankizy ho mpilalao fototra. Raha araka ny resaka nifanaovany tamin-dreniny dia amin’izay, hono, izy  lasa zazakely misaina tsara raha zazakely no fijeren’ny olona ny vatany. Mangataka amintsika mpilalao sarimihetsika malagasy sy izay efa mpikirakira izany i Ideal sy ny reniny  handray azy. Marihina moa fa tsy mahalala olona izy ireo, antony nanaparitahany ny vaovao tao anaty tambajotran-tserasera facebook.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT