Sosialy

Kojakojan-tokantrano Tena mahasarika ny mpanjifa tokoa


  • Talata 18 Febroary 2020

Ho an' ny maro dia fetin' ny fitiavana ity volana febroary ity isan-taona. Ao anatin' izany fankalazana izany, misy ireo tranom-barotra manohy ny fihenam-bidy goavana amin'ireo vata fahitalavitra fisaka (TV Ecran Plat) rehetra misy ao aminy miaraka amin' antoka 1 taona hatramin'ny faran' ny volana ho avy izao,

 

 

 

mandrapaha-tapitra an’ireo entana tahiry; anisan’ny entana tena be mpividy izy ity raha ny fanadihadiana natao, ary misy ny sarany mifandrraika amin’ny fahefa-mividin’ny isan-tokantrano ihany koa.Anisan’izany ny Bao lai,  « Maro ny entana vaovao ato aminay izay ho hita ao Bazar be Toamasina, Analakely ary Soarano. Toy ny panneaux solaires mono sy polychristalline, ny convertisseurs . Misy koa karazany subwoofer izay misy fihenam-bidy samihafa hatramin'ny  29 febroary 2020 ho avy izao. Ary ao ny : machine à laver, four micro-onde, camera de surveillance à distance, table de mixage, …», hoy ny tompon' andraikitra. Amin' izao vanim-potoana izao, dia ny milina mandeha amin' ny herinaratra no anisany ny tena mahasarika ny daholo be.

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT