Sosialy

Mpanendaka eny Ambondrona Misintona tongotra avy eo maka pôketra


  • Talata 18 Febroary 2020

Tovolahy iray, 17 taona no tra-tehaky ny polisy ao amin’ny boriborintany voalohany tetsy amin’ny tohatohabaton’Ambondrona nanendaka Ramatoa iray nitondra poketra.

 

 

 

 

 

Avy any  Analakely hiakatra  ity tohotohobato iray ity izy io  no nohararaotin’ilay tovolahy. Nosintoniny ny tongotr’ilay ramatoa ka nianjera tamin’ilay tohatra  ary naratra mafy. Nalainy avy eo ny poketrany. Nirifatra nandrositra io saingy tsy lavitra teo ny polisy manao fisafoana izay nanenjika azy. Tratra ihany ity farany ary nomena ny polisy miandraikitra ny zaza tsy ampy taona. Fantatra fa efa natao famotorana tao amin’izy ireo izy io ary resaka fanendahana hatrany no nahavoarohirohy azy.

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT