- Alarobia 05 Febroary 2020
Sosialy.Mpianatra malagasy manohy fianarana any Torkia Hampitomboina avo roa heny
Tonga tetsy amin’ny lisea tekinika Ampefiloha omaly ny avy eo anivon’ny Fondation Moarif, Torkia, nanazava ireo mpianatra teny an-toerana ny fomba atao raha maniry hanohy fianarana any aminíty firenena iray ity.
Hamaky ny tohiny