Sosialy

Famindran-toerana Nitokona ireo mpivarotra tetsy Ambodin'Isotry


  • Alarobia 19 Febroary 2020

Tsy manaiky ny hifindra toerana eny Bekiraro, izay tsy lavitra azy ireo ny mpivarotra amoron-dalana etsy Ambodin’Isotry.

 

 

 

 


Tsy maintsy tohizana anefa  ny asa  fanadiovan-tanàna  sy ny fanarahan-dalàna, hoy ny avy eo anivon'ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Anisany ny fanalana azy ireo, izay tsy alana manta fotsiny akory  fa efa misy ny toerana nomena azy ireo mba hivarotany. Nilaza moa ireo mpivarotra fa tsy hanaiky hatramin’ny farany. Noho ny tsy fisian’ny mpividy eny Bekiraro no voalaza fa anton’ny fandavana. Andrasana izay fanapahan-kevitry ny kaominina Antananarivo Renivohitra mikasika azy ireo. Ireo olona mandalo dia miantsena moa amin’ny ankapobeny no tena  handrandrain’ireo mpivarotra amoron-dalana hanodina ny fiainany isan’andro tombony izay tsy hitan’ireo mpivarotra any anaty tsena.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT