• Alatsinainy 10 Febroary 2020
Sosialy.Ambatomirahavavy Araha-maso amin’ny « camera de surveillance » ireo fiara mivezivezy

Dimy andro anio alatsinainy sahady no nametrahana ilay « camera de surveillance » any amin’iny lalam-pirenena voalohany iny hahafahana manara-maso ireo fiara mivezivezy eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Sosialy.Vidin-javatra andavanandro Manomboka ny fanararaotana

Araka ny efa nampoizina, raikitra ny fanararaotana taorian’ny olana sedrain’ny firenena noho ny loza voajanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Sosialy.Fikasana hamono vazaha Dimy mianadahy no voasambotra tany Mahajanga

Vazaha iray no saika namoy ny ainy noho ny vono natao azy tao Mahajanga ny fiandohan’ny volana janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Sosialy.Analakininina hopitalibe Toamasina Trano 7 no hotrongisina rahampitso

Trano miisa fito miorina ao Analakininina hopitalibe Toamasina, mitondra ny anarana villa Linah, ao anatina tany mirefy 7 ara sy 17 sa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Sosialy.Loka amin’ny hazakaza-tsoavaly Mandany hatrany amin’ny 20.000 Ar isan’andro ny olona iray

Ankoatra ny fanaovana karatra dia anisan’ny lalao sy loka iray tena mahavariana olona maro, indrindra fa ny lehilahy ny hazakaza-tsoavaly eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Febroary 2020
Sosialy.HAFARI Malagasy Miady amin’ny tsy fananan’asa mahazo ny tanora

Ny 80 %-n’ireo tanora Malagasy vao afa-panadinana Bakalôrea ankehitriny no tsy afaka manohy ny fianarany eny amin’ny anjerimanontolo intsony noho ny fahasahiranana.

Hamaky ny tohiny
FTT