• Alarobia 12 Febroary 2020
Sosialy.Resaka “Tandra” tanaty kabary Afaka madiodio i José

Nivoaka omaly ny didim-pitsarana mikasika ilay mpitsara nitory an-dRaharison José William, mpikabary mikasika ilay resaka tandra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2020
Sosialy.Tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika 4,9 % ny tahan'ny eny amin'ny faritra iva

4,9% ny tahan'ny tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika any amin'ireo faritra iva manodidina an'Antohomadinika, araka ny fanadihadiana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2020
Sosialy.Trangam-piarahamonina Saika novonoin’ilay tovolahy ny reniny

Betsaka ireo karazana tranga mampalahelo sady mampatahotra miseho eny anivon’ny fiarahamonina eny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2020
Sosialy.Ambato Boeny Atahorana ny tsy fanjarian-tsakafo mahazo ny ankizy

Atahorana ny tsy fanjarian-tsakafo mety hihatra amin’ireo ankizy latsaky ny 5 taona amin’ny distrikan’ Ambatoboeny, taorian’ilay ora-mikija teto amintsika nandritra ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Sosialy.Lobikely, 6 taona Nongotana ny voamasony roa…

Omaly maraina no hita faty tao amin’ny sekolim-panjakana iray ao Antaninarenina Toliara, i Lôbikely,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Sosialy.TOAMASINA Hita omaly ny razan’ílay tovolahy lasan’ny ranomasina

Omaly maraina vao hita ny vatana mangatsiakan’ilay lehilahy iray manodidina ny 21 taona lasan’ny ranomasina teo akaikin’ny camp Miaramila ao Toamasina ny alahady 09 febroary teo.

Hamaky ny tohiny
FTT