Sosialy

Tranombokim-pirenena Vita ny fanisana sy ny fandraisana an-tsoratra ireo boky rehetra


  • Zoma 21 Febroary 2020

Mitohy hatrany ny fanatsaran'ny minisiteran'ny serasera sy ny kolontsaina ny tranombokim-pirenena eto Madagasikara.

 

Tsy mbola nisy nanao hatramin'izay nisian'ny Tranomboky teny Anosy ny fanisana (inventaire) ny boky rehetra voatahiry ao anatin'ireo rihana fito fitehirizana ny vakoka ara-tsoratra eto Madagasikara, vita soa aman-tsara izany asa goavana izany.

Teo ihany koa ny fanomezana fiofanana ny mpiasa amin'ny fikirakirana ny arsiva, ny fitantanana ny tranomboky, ny fandraisana ny mpitsidika. Ny minisitera dia miroso hatrany amin'ny fametrahana ny rafitra sy politika maharitra ho fampiroboroboana ny tontolon'ny boky sy vaky boky manerana ny nosy.

 

Marigny A.

Haut du formulaire

Bas du formulaire

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT