- Zoma 14 Febroary 2020
Sosialy.Lisea Ampitatafika Hankalaza ny faha-10 taonany
Hisokatra ny 19 febroary izao ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny lisea miankina amin’ny fanjakana ao Ampitatafika.
Hamaky ny tohinyHisokatra ny 19 febroary izao ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny lisea miankina amin’ny fanjakana ao Ampitatafika.
Hamaky ny tohinyNamana zazavavy iray ato anatin'ny tontolon'ny mozika no tsy salama tampoka ny 11 febroary maraina, hoy ny fanazavan’i FR mpanakanto niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera.
Hamaky ny tohinyHanolo-tanana ny mpitondra ankehitriny amin’ireo asa fampandrosoana maro isan-tsokajiny hotontosainy ny fikambanana HAFARI Malagasy.
Hamaky ny tohinyNitondra fandaminana vaovao ny polisim-pirenena hanalefahana ny fitohanan'ny fifamoivoizana eny amin'ny faritra Analamahitsy sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyLasa toeram-panahazan-damba indray ny fefin’ny zaridaina etsy Ampefiloha manakaiky ny CNaPS amin’izao fotoana izao. Asa na efa tsy firaharahiana mihitsy ny soa iombonana na efa fahazarana amin’ny gaboraraka,

Hamaky ny tohiny