• Talata 18 Febroary 2020
Sosialy.IDEAL, 17 taona Toy ny zaza 8 taona ny vatany, te-ho mpilalao sarimihetsika

Tovolahy efa 17 taona i Ideal, taona faha-11 ao amin’ny lisea Jean Ralaimongo ao Ankofafa Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Febroary 2020
Sosialy.Open National de Taekwodo ITF Norombahin-dRabarison Patrick avy any Ambatolampy

Nafana tanteraka ny hetsika Taekwondo fiadiana ny “Open National de Taekwondo ITF” notanterahina tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina tamin’ny alahady 16 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2020
Sosialy.Fampiasan’ny fanjakana ny volan`ny CNaPS Maro ny ahiahy mbola mitoetra

Nandritra ny fihaonan`ny filoha Rajoelina tamin`ny mpanao gazety teny Iavoloha ny volana janoary lasa teo dia nanambara izy fa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2020
Sosialy.Famonoana an’i Estellah kely Telo ireo olona nampidirina am-ponja hatreto

Telo hatreto ireo olona nampidirina am-ponja eny Antanimora vokatr’ilay raharaha famonoana zazavavy kely iray vao efa-taona

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2020
Sosialy.Kaominina Talatamaty Mety hisy ny fanaovana “audit”

Mbola ao anatin’ny fandaminana tanteraka ny kaominina Talatamaty ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2020
Sosialy.Polisim-pirenena Hiditra any anelakela-trano hiaro ny vahoaka

Maika ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Ho an’ny polisim-pirenena manokana dia nahitany paikady vaovao izany ka

Hamaky ny tohiny
FTT