Sosialy

AMPARIBE Trano iray kila hotohoton’ny afo


  • Talata 03 Martsa 2020

Nihanahazo vahana tato ho ato ny hain-trano. Trano tafo fanitso iray indray omaly no nirehitra teny Amparibe Antananarivo, tokony ho tamin’ny 3 ora folakandro.

 

 

 

 

Tsy mbola fantatra mazava izay antony niteraka ny afo hatramin’ny fotoana nanoratanay.  Nahavelom-bolo ny mponina  kosa anefa na dia tao anatin’ny fahasahiranana aza izy ireo ny fahatongavan’ny sampana mpamonjy voina tao anatin’ny fotoana fohy ka voafehy vetivety ny afo, tsy niitatra teo amin’ny manodidina. Raha araka ny loharanom-baovao dia tsy tao amin’ity trano ity ny tompon-trano nandritra ny fotoana nitrangan’ny loza. Kila hotohoto ny ankamaroan’ireo entana izay tsy fantatra ihany koa ny tentim-bidiny.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT