Sosialy

Fianankaviana 228 eny La Réunion kely Notoloran’ny governora vary 5 taonina


  • Alakamisy 05 Martsa 2020

Tonga teny Ampefiloha "La Réunion kely" ny Governoran'ny Faritra Analamanga Hery Rasoamaromaka sy ny delegasionina niaraka taminy omaly 4 martsa 2020,

 

 

 nanolotra vary 5 taonina ho ana fianakaviana 228 sahirana eny an-toerana. Samy hahazo vary 20kg isam-pianakaviana izy ireo. Fanampiana izay nampitondrain'ny Filoha Andry Rajoelina taorian'ny fandalovany teny an-toerana, raha ny fanazavana. Nisy ihany koa ny fihainoana ny hetahetan'ireo mponina eny an-toerana momba ny fanirian'izy ireo ka hijery akaiky izany ny Faritra Analamanga izay tarihan'ny Governora Hery Rasoamaromaka.

Toky R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT