Sosialy

Zaza latsaky ny 11 volana Ezahana ho vita vaksiny ny 90%


  • Alakamisy 05 Martsa 2020

Notokanan-dRamatoa vadin'ny filoham-pirenena izay sady filohan'ny fikambanana Fitia, Mialy Rajoelina, omaly ny "Centre amis de la vaccination" ao amin'ny Hopitaly "Mère Enfant"

ao Tsaralalàna, Antananarivo. Hamelom-bolo indray ny fanaovana vaksiny sy hanatsara ny fikarakarana ara-pahasalamana eto Madagasikara ny fametrahana io ivontoerana io, hoy ny fanazavana. Tanjon'i Madagasikara ny hahatratra hatramin'ny 90% ireo zaza latsaky ny 11 volana vita vaksiny. Singa iray lehibe ahatongavana amin’izany, hoy ny fanazavana, ny fananganana ivo toy itony.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT