Sosialy

Fifandraisan-davitra Ho hatsaraina ny fiasan’ny 4G+


  • Alatsinainy 23 Martsa 2020

Ho hatsaraina ny fiasan’ny 4G+ an’ny Telma, raha ny fampitam-baovao avy amin’ity orinasam-pifandraisan-davitra ity omaly.

 

 

 Izany hoe ampifanarahana hatrany amin’ny fivoaran’ny toetr’andro. Efa azo heverina ho nihazakazaka ny fiasan’ity tambazotra ity hatramin’izay, indrindra, tao anatin’ny fametrahana ny atao hoe « upgrades en 4G+ » ny taona 2019 fa mbola hiha hatanjaka lavitra izany ankehitriny. Ho atao mirary vidy izany, hoy ny tomponandraikitra, ary raha mikasika ny Telma EGO+, hiaka farany fotsiny, ohatra, dia azo jifaina amin’ny vidiny 369.000 ariary.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT