Sosialy

Toamasina Hitaky fanampiana ihany koa ny mpitondra Kamiao


  • Alarobia 01 Aprily 2020

Hisy ny hetsika ho tontosain’ireo mpitondra kamiao ao Toamasina amin’ity anio ity, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana.

 

 Nanatontosa fivoriana izy ireo omaly hanapahana ny ora sy toerana ary ny fitakiana ho atao. Raha ny fanazavan’ny mpitondra tenin’izy ireo, Joelson Rakotoarisoa, dia hisy ny fanambarana ho fangatahana fanampiana amin’ny fitondram-panjakana toy ny an’ny mpitatitra rehetra koa mba ho azy ireo hahafany miatrika izao fihibohana an-trano vokatry ny Coronavirus izao. Anio maraina moa, raha ny fanazavana hatrany, no hampahafantaran’izy ireo izay fangatahany izay amin’ny fitondram-panjakana.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT