• Alarobia 18 Martsa 2020
Sosialy.Fitateram-bahoaka Hisy taksibe hiasa amin’ny alina, 2.000 Ar ny saran-dalana

Betsaka ireo olona mitaraina amin’ny tsy fisian’ny taksibe eto an-drenivohitra sy ny manodidina intsony raha vao migadona ny amin’ny 06 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2020
Sosialy.Mpisehatra ara-tsosialy Hivondrona anatina holafitra

Marary ny firenena ho an’ireo mpisehatra ara-tsosialy na ny travailleurs sociales eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Sosialy.Fitaovana misy “mercure” Tsy azo ampiasaina fa mahavoan’ny homamiadana

Tsy azo ampiasaina eto Madagasikara intsony ireo karazam-pitaovana ara-pahasalamana misy merikiora izay mahavoa ny homamiadana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Sosialy.Tranon` ny mpanjifa 800 ireo fitarainana momba ny JIRAMA

Notokanana ny 22 novambra 2019 ny tranon’ny mpanjifa etsy Mahamasina izay mikendry ny hisolo tena ny mpanjifa sy hiaro ny tombotsoany eny amin’ny fitantanan-draharaha sy ny orinasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Sosialy.Ambohimanarina Voasambotra tao anaty kirihitr’ala ilay mpanolana

Lehilahy iray no tra-tehaky ny polisin'ny boriborintany fahaenina tetsy amin’ny faritra Fanambinana Ambohimanarina ny sabotsy 14 martsa lasa teo noho ny resaka fanolanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Sosialy.Mpivarotra eny Anosy Mahazo mivarotra fa tsy maintsy maka sisiny

Toy ny teny amin’ny Arcade Analakely dia nalana tamin’ny toerany daholo ihany koa ireo mpivarotra amoron-dalana teny amin’ny Instat Anosy sy ny manodidina nanomboka ny Alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT