Sosialy

Kiraro friperie marobe tsy lafo Narian’ny tompony tao ambany tetezana


  • Alakamisy 23 Aprily 2020

Hafakely tsy dia fahita ity zava-niseho tany amin’ny Lalàm-pirenena faha-7 mivoaka kely an’i Fianarantsoa omaly atoandro ity.

 

 

 

 Fiara camion iray no nanary kiraro marobe teny amin'ny lalana hivoaka ny tanàna teo ambaniny tetezan'ny Ferme. Samy naka izay tiany ny olona ary misy tsy mitovy sy tsy misy ilany ny sasany. Kiraro "friperie" tsy lafo sy tsisy mpividy intsony moa izy ireo, ka nanapahan’ny tompony hevitra ny hanary azy.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT