Sosialy

Herisetra mahazo ny zaza amam-behivavy Eny Anosy, Tsaralalana , Tanjombato no hametrahana fitoriana


  • Zoma 24 Aprily 2020

Niha nahazo vahana ny herisetra mahazo ny vehivavy sy ny ankizy tato ho ato. Miseho amin’ny endrika maro izy ireny toy ny fampijaliana, ny tsy fanomezana sakafo…

 

 

 

 Manoloana izany dia manentana ny mpiara-belona ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona etsy Tsaralalana mba hampandre na hanatona azy ireo avy hatrany raha vantany vao mahita tranga hafahafa. Eny Tsaralalàna na eny Anosy na eny Tanjombato no ahitana azy ireo raha toraka izay ihany koa ny Brigade Féminine de Proximité ao Tsaralalàna . Ireto ny laharan-tarobia hahafahana mifandray amin’izy ireo mivantana - PMPM Anosy sy Tsaralalàna : 034 05 703 73 - PMPM Tanjombato : 034 79 647 77 - BFP Tsaralalàna : 034 05 350 13

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT