Sosialy

Jiro sy ranon'Antananarivo Manomboka tapaka matetika


  • Alatsinainy 27 Aprily 2020

Maty manomboka tamin'ny 7 ora maraina ny jiro tamina faritra maro teto an-drenivohitra sy ny manodidina omaly alahady ary tsy niverina raha tsy tamin ny 5ora 30 hariva toy ny teny Anosipatrana.

 

 

 

Ny rano moa dia efa zoma no tsy nisy. Ny taxibe mamilafila tanteraka noho ny tombony kely azo anefa ferana ny olona entina. Tsy maintsy maka fanafody eny Andohatapenaka mialoha ny hodiana. Mila ho lany ny tahiry ao an -trano vokatry ny fihibohana efa ho 15 andro in'efatra. Ny mpianatra mbola vitsy no tonga fa taraiky any ambanivohitra. Tsy tana mihitsy ireo olona any anaty fa ankaotra ny milalao baolina dia kiloka ka tsy voahaja ny elanelana. Mila harahi-maso haingana ireo fa efa "cas contact" izao no ady atrehina.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT