Sosialy

Djamanjar-Nosy Be Tovolahy hita faty nihantona


  • Alatsinainy 27 Aprily 2020

Tovolahy iray antsoina hoe Christian na i Gida no hita faty nihantona tao anaty tranony tao Djamanjar Nosy Be Helle Ville.

 

 

 

 Efa vatana tsy nisy aina, mifatotra amin’ny tenda ary mihantona. Tanora vao 18 taona, ity hita nihantona tao anaty trano ity tao Ambodimangasoa Djamanjar ity. Nanokatra fanadihadiana avy hatrany ny mpitandro ny filaminana taorian’ny fitsirihana nataon’ny dokotera, hamantarana ny ambadik’izao raharaha izao hoe niniana novonoina izy sa namono tena?

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT