Sosialy

Olona sahirana sy tsy mianan-kialofana Hisitraka trondron-dranomasina telo taonina


  • Sabotsy 25 Aprily 2020

Trondron-dranomasina telo taonina no natolotry ny orinasa SOPROMER izay ao anatin` ny vondrona « Refrigépêche » ho an` ireo olona sahirana sy tsy manan-kialofana izay sahanin` ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.

 

 

 

Mandritra ny roa volana dia 200 kilao isaky ny herinandro aterin` ny orinasa eny amin` ireo ivon-toerana natokana amin` izany. Nisitraka taratasim-bola (chèque) ihany koa ny CUA ka ny ben` ny tanàna Naina Andriantsitohaina no nandray izany. “Faly ny orinasa “sopromer” manohana ireo olona sahirana amin` izao vanim-potoana sarotra hiatrehana valanaretina toy izao. Tsy maintsy misy ny firaisan-kina” hoy Eric Douheret, filoh tale jeneralin`ny vondrona.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT