• Alakamisy 19 Martsa 2020
Sosialy.Fanararaotana vidim-bary Trano fivarotana 3 nakatona

Nidina tampoka nijery ifotony ireo vidin’entana eny an-tsena na nanao ilay antsoina ilay antsoina hoe “visite inopinée” ireo minisitera miisa 03 (Minisiteran’ny varotra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2020
Sosialy.Ady amin’ny homamiadana Hifanome tanana ny Etamazaoron’ny tafika sy ny Fondation Akbaraly

Hifanome tanana amin’ny ady hatao amin’ny aretina homamiadana mahazo ny vehivavy ny Etamazaoron’ny tafika Malagasy (EMGAM) sy ny fondation Akbaraly ary ny Ong La Vita Per Te.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2020
Sosialy.Vaky trano teny Alasora Nanjavona hatramin’ny reny akoho sy voromailala

Lehilahy iray no voasambotry ny fokonolona tao amin’ny fokontany Ambodivondava Andrefana ary natolotra ny polisim-pirenena ao amin’ny CSP Alasora ny alarobia faha 18 martsa teo rehefa avy namaky trano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2020
Sosialy.Ady amin’ny coronavirus Misy sekoly efa mandray fepetra

Na dia mbola tsy tonga eto amintsika aza ilay areti-mandoza Coronavirus dia marobe sahady ireo sekoly efa mandray fepetra mifandraika amin’izany ho fiarovana ny mpianany sy ny mpiara-belona rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2020
Sosialy.LA REUNION KELY Ankizy madinika maro no hahazo kopia mari-pahaterahana

Tsy manana kopia mari-pahaterahana ny ankamaroan’ireo ankizy madinika monina eny La Réunion kely.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2020
Sosialy.Ambalabe andrefana Rongony 227 kilao nodorana

Nodorana teo anatrehan'ireo solotenam-panjakana ireo rongony izay tratra tamin'ny lalam-pirenena faha 06 teo amin'ny sampanana mankany amin'ny distrikan'i Befandriana avaratra PK 291 tamin'ny sabotsy 14 martsa teo,

Hamaky ny tohiny
FTT