Sosialy

Fitsarana ireo ady madio Hanomboka ny alatsinainy 4 mey


  • Alakamisy 30 Aprily 2020

Hitohy ny manomboka ny alatsinainy 4 mey ny raharaham-pitsarana eny Anosy. Ireo didim-pitsarana tokony nivoaka tao anatin’ny fihibohana ihany anefa no handeha.

 

 

Efa mipetraka eny amin’ny fitsarana avokoa ny daty sy ny ora hanatanterahana ny fotoam-pitsarana manomboka ny alatsinainy, saingy ireo raharaha ady madio no voakasik’izany: ady tany, fiterahana, fisaraham-panambadiana, ady ara-barotra,… Ireo tokony nivoaka ny 1 aprily dia mivoaka ny 1 mey, fa tsy hoe miara-mivoaka amin’io fotoana io avokoa. Ireo tena voakasiky ny raharaha no tokony ho tonga eny amin’ny Fitsarana miaraka amin’ny karapanondrom-pirenena. Mihatra ihany koa fepetra ara-pahasalamana, toy ny fanaovana arotava.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT