Sosialy

ANOSIZATO Maty teo ambony sarety nitondrana azy ilay lehilahy


  • Sabotsy 02 Mey 2020

Lehilahy iray manodidina ny 40 taona teo ho eo voalaza fa narary no maty tampoka teny Anosizato, omaly atoandro.

 

 

 Raha araka ny fanazavan’ireo nanatri-maso dia efa narary ity lehilahy ity ary handeha hamonjy tobim-pitsaboana no nindaosin’ny fahafatesana teny am-pandehanana. Tsy fantatra mazava moa izay tena fototr’aretin’ity lehilahy ity. Tsy naharitra ela dia tonga nijery ny razana teny an-toerana ny fianakaviana ary nanao ny adidiny ihany koa ny mpitandro ny filaminana. Tsiahivina moa fa anisan’ny olana mahazo ireo olona mianjera na torana eny an-dalana tato ho ato ny hanohanana ateraky ny tsy fisian’nyna tsy fahampian'izay ho arapaka. Manampy trotraka izany ny havizanana ateraky ny dia an-tongotra amin’ny fitadiavana isan’andro, eo ihany koa ny tebitebin-tsaina.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT