Sosialy

TOLIARA Ankizivavy 12 taona no hakan'ilay vazaha fahafinaretana


  • Sabotsy 02 Mey 2020

Tera-tany vahiny iray no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana ao Toliara noho ny fanodinkodinana zaza tsy ampy taona.

 

 

 

Raha araka ny fantatra dia ankizivavy maromaro izay vao 12 taona monja no zokiny indrindra no lasibatra tamin’izany. Tambazan’ity vazaha ity vola ireo zaza tsy ampy taona ireo izay lasa mandeha mamonjy azy any an-tokantranony mihitsy ny sasany raha misy koa ireo mamonjy ny efitrano fandraisam-bahiny. Manao firaisana ara-nofo izy ireo ary omen’ilay vazaha vola rehefa vita ny fahafinaretany. Nampidirina am-ponja vonjimaika moa ity tera-tany vahiny iray ity taorian’ny fanadihadiana natao azy.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT