Sosialy

Mpivarotra amoron-dalana Hanahirana ny handamina azy atsy ho atsy


  • Sabotsy 02 Mey 2020

Tsy vitan’ny hoe miverina fa miha mitombo isa mihitsy ankehitriny ireo mpivarotra amoron-dalana. Hita ho hanahirana ihany ny handamina azy ireny, indrindra, raha ny hita eto Antananarivo renivohitra.

 

 

 Hatramin’ny tsy fisokafan’ny lalana fony vao nanomboka ny fihibohana no nanomboka nisy izany mpivarotra izany hatramin’ireo lalam-pirenena. Hita ho miha mivaha tsikelikely ihany ireny, raha ny hita hatreto sy ny fampitam-baovao amin’ireo faritra maro aloha, saingy asa kosa ny paikady ho apetraky ny CUA aorian’izao ahamehana ara-pahasalamana izao raha tsy hahita fomba handaminana izany dieny izao.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT