Sosialy

Miray Aina Madagasikara Nanolotra fanampiana ho an` ny zaza kamboty ao Arivonimamo


  • Alatsinainy 11 Mey 2020

Omaly alahady dia mbola nanohy ny hetsika ara-tsosialy ny fikambanan` ireo mpanamory « moto » na "Miray Aina Madagasikara".

 

 

 

 

Nanolotra fanampiana ho an` ny akanin` ny zaza kamboty eo anivon` ny zandarimaria. Maherin` ny 50 ireo mpikambana no nidina tany an-toerana ka nizara paty 1,5 taonina sy 300 baoritra feno savony ho an` ireo tanora miisa 60 ao amin` ilay akany. Marihana zanaka zandary lavo am-perinasa ireo zaza kamboty ireo.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT