Sosialy

Kaominina Talatamaty Nampiana ny jiro hanazava ny tanàna


  • Talata 12 Mey 2020

Tsy nisy jiro hatramin’izay ny tsenan’ny tantsaha ao Talatamaty. Isan’andro anefa tamin’ny fotoana mbola tsy nisian’ny aretina COVID 19 dia amin’ny 03 ora

 

 

 

maraina dia efa misy tantsaha tonga mivarotra ao amin’ity tsena ity, miharitra amin’ny fampirehetana ireo karazana jiro samihafa apetraka amin’ny tany. Mba ho fanampiana ny mponina ary, indrindra fa ireo mpivarotra dia nametrahan’ny kaominina Talatamaty jiro mandeha amin’ny herinaratra ao an-toerana hanazava ny tanana. Ankoatra ny fiarovana ireo tantsaha dia anisan’ny tanjona napetraky ny mpitantana ny mba hahafahana miady amin’ny asan-jiolahy eny amin’iny faritra iny. Ankoatra ity jiro manaza ny tanana ity dia lalana feno lakana maromaro ihany koa no nasiam-panamboarana tao Talatamaty. Vokatry ny ezaka nataon’ny kaominina avokoa no angady nananana izany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT