Sosialy

Fisotroan-dronono amin`ny alalan` ny banky Mila manatitra “certificat de vie »


  • Talata 12 Mey 2020

Noho ny fitohizan’ ny hamehana ara-pahasalamana dia ny faha - 11 ka hatramin’ny faha - 15 ny volana mey no fanaterana ny « certificat de vie »

 

 

 eny amin’ny Paierie Générale d’Antananarivo, ho an'ireo mpandray fisotroan-dronono amin’ny alalan’ny « virement bancaire ». Tsy misy ny fandraisana izany ny telo andro voalohany fandoavana ny pension. Miverina mandray izany kosa ny Paierie Générale d’Antananarivo manomboka ny 22 mey ka mandrapahatapitry ny volana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT