Sosialy

Tahirim-bary Tsy misy ahiana mandritra ny fihibohana


  • Zoma 10 Jolay 2020

Mpiasan` ny ministeran` ny varotra miisa 200, izay ahitana “commissaires” sy “controleurs”

 

 

 

 no misahana ny fanaraha-mason` ny vidin-entana sy ny tahirim-bokatra eny an-tsena, hoy ny minisitry ny varotra sy ny indostria, Lanto Rakotomalala. Efa voatsinjara eny anivon` ireo fokontany sy faritra misy azy izy ireo. Mahakasika ny tahirim-bary indray dia nanome toky ny talem-patritry ny indostria eto Analamanga, Hanitriniaina Ranarison, fa tsy misy no ahiana momba izany mandritra ity fihibohana ity eto Analamanga. Ankoatra ireo vary eny amin` ny tsena hafa dia nomarihany hatrany fa 100 taonina isan-andro no tonga eny amin` ny tsena. Efa misy ihany koa ny vary tonga ao amin`ny seranantsambon`i Toamasina, hoy ihany izy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT