Sosialy

Fako plastika ho lasa fanaka Miantso fiaraha-miasa ny mpamolavola azy


  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020

Araka ny fanazavan’i Elodie Andrianarisoa izay mpiara-nanorina ny orinasa mpamokatra fanaka manendrika ny tokantrano iray dia manana tanjona ny hanabe

 

 

voho ny fifantenana sy famerenana ireo fako plastika ho lasa fanaka ao an-trano na koa hoe akora mbola ilain’ny Malagasy amin’ny fiainana an-davan’andro izy ireo. Eo koa ny fanabeazamboho ireo fihetsika filamatra amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ao anatin’ny famolavolana ity tetikasa ity. Ny 5%n’ny tombony azo ao anatin’izy ity moa dia arotsaka amin’ireo fikambanana misehatra ao anatin’ny fampandrosoana maharitra, raha ny fanazavana hatrany. Misy, noho izany, ny tetikasa antsoina hoe “Kopakelatra” izay hiantsoan’izy ireo izay vonona hiara-kiasa aminy ka hanasan’izy ireo hitsidika ny rohiny ao anaty tambazotran-tserasera.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT