Sosialy

Fizarana fanampiana Nidina ifotony ny minisitry ny fiarovana


  • Talata 01 Septambra 2020

Nidina ifotony nizara sy nanara-maso ny fanampiana avy amin'ny fitondram-panjakana ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Rakotonirina Leon Richard omaly.

 

 

Toy ny minisitera rehetra dia niantsehatra tamin'ny fikarakarana ny teto anivon'ny Ministeran'ny Fiarovam-pirenena hanampiana ny vahoaka amin'ny fiantraikan'ny Covid-19, hoy ny fanazavana sy ny fampitam-baovao. Tetsy amin’ny ANS Ampefiloha moa no nanaovana izany, nentina nizarana sakafo, menaka, voamaina,… ho an’ny mponina mba ho anjara biriky amin’ny fanohanana azy ireo eo anatrehan’ny krizy.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT