Sosialy

Morafeno Morondava Lehilahy 31 taona nanolana zazakely 12 taona


  • Alarobia 02 Septambra 2020

Lehilahy iray 31 taona no nanolana zazavavy kely vao 12 taona monja tany Morafeno, kaominina ambanivohitra Bemanonga distrikan’i Morondava ny 28 Aogositra lasa teo.

Tsy niandry ela fa ny ampitson’iny ihany dia tonga nitaraina teny anivon’ny mpitandro ny filaminana ny Renin’ity zaza tsy manan-tsiny ity. Nihetsika avy hatrany ny polisim-pirenena taorian’izany ka ny ampitson’iny ihany dia tratra ny anaolahy. Niaiky ny heloka vitany ilay tsy mataho-tody ka afak’omaly 31 Aogositra no niakatra fitsarana. Naiditra am-ponja vonjimaika moa izy raha mbola manaraka fitsaboana kosa ilay zazavavy kely.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT