Sosialy

Tosika Fameno Nanolotra 5 tapitrisa dolara ny Amerikanina


  • Alatsinainy 07 Desambra 2020

Vola mitentina 5 tapitrisa dolara no natolotrin` ny governemanta amerikanina

 

amin`ny alalan` ny USAID ho fanohanana ny tetikasa Tosika Fameno izay fanampiana ireo fianakaviana marefo hiatrehana ny krizy ara-tsosialy ateraky ny valanareitna Covid 19. Miara misalahy amin` izany ny fanjakana Malagasy sy ny Programme Alimentaire Mondial (PAM) eto Madagasikara. Vola mitentina 100 000 ariary ho an` ny fianakaviana ny fanampiana avy amin` ny fanjakana sy ny mpiara-miombon`antoka ny Tosika Fameno. Na dia izany, tsara ihany koa raha beazina ara-bola ireo fianakaviana sahirana mahazo ity fanampiana ity. Tsy ampianarina hitantam-bola fotsiny fa mila mianatra ny fifehezana ny teti-bola sy fanaovana tahiry mba hahafahana mandrindra ny fihariany na tsy misy intsony aza ny Tosika Fameno.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT