Sosialy

Vakinankaratra Faritra maro no nisitraka rano fisotro madio


  • Alatsinainy 07 Desambra 2020

Napetraky ny fanjakana Emirats Arabes Unis (UAE) ny tetikasa 20by2020 ho

 

 

 

famatsiana rano any ambanivohita. Nanangana fantsakana rano “Safe Water Cube” amin` ny alalan` ny Tetikasa 20by2020 ao Vakinankaratra ny fanjakana Emirats Arabo Mikambana (UAE). Ny sekoly Saint-Joseph Antsirabe, sekoly ao Vohitrarivo, Ambohijafy sy Ambohijafy Talata Andraikiba no nisitraka izany. Misy anakiray hafa kosa atao ho an` ireo marary sy ny mpiasan` ny fahaslaamana ao amin` ny hopitalin`Andraikiba. Laharampahamena ny fanohanana ny tetikasa izay manampy betsaka ny ezaka atao amin` ny fanatsarana ny kalitaon` ny fiainan` ny mponina lavi-toerana.

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT