Sosialy

Kere any atsimo Efa tena voatohintohina ny mahaolona


  • Zoma 04 Desambra 2020

Manafangaro tanimanga sy vaomadilo hamitahana hanohanana, zaza sy ankizy mitroka rano ambony fasika,

 

 mifoto-tsakafo amin’ny raketa sy ny toy izany rehetra no zava-misy iainan’ireo Kere any atsimo amin’izao fotoana izao. Na ny fomba fanateran’ireo rafitra sasany sakafo hanampiana azy ireo aza niaraha-nahita vao tsy ela akory. Sady efa mangahazo no natolotry ny sasany no mbola tsy misy fitoerany ihany koa fa nalampatra fotsiny ambonina tany mena be mangadihady. Lavitry ny mahaolona sy ny zon’olombelona tanteraka ary mampametra-panontaniana hoe mbola tokony hisy laharam-pahamehana hafa mihoatra ny famonjena azy ireo ve amin’iny faritra iny ?

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT