Sosialy

Antananarivo renivohitra Mbola maro no velon-taraina amin’ny fako


  • Alatsinainy 07 Desambra 2020

Androndra, Paraky, boriboritany faha 6 sy toerana maro samy hafa eto

 

 

Antananarivo dia samy mbola nahenoana fitarainana mikasika ny fako misavovon’Antananarivo sy ny afitsok’izany avokoa ny faran’ny herinandro teo. Mitohy ny fitarainana satria tsy vitan’ny mandoto rivotra sy tontolo iainana ilay zava-misy fa mbola isan’ny manohitohina ny fifamoivoizana ihany koa. Toy ny tetsy Androndra, ohatra, dia voatery mifandimby mandeha ireo fiara mifanena, hoy ny fitarainan’ireo mpampiasa lalana eny an-toerana. Nisy fandaminana ary efa nahazo tale jeneraly vaovao ny SAMVA , fanamby napetraka ny fandraofana ny fako ara-potoana mba tsy hisavovona be sy hiteraka fofona. Asa hita fa tsy mora izany ary andrasana ny aina vao eo anivon’ny SAMVA sy ny kaominina satriia raha tonga eo ny orana no mbola misavovona be ny fako dia asa fotsiny.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT